Journée Internationale de la langue maternelle
Journée Internationale de la langue Maternelle :21 février 2019
Enthousiastes, les équipes pédagogiques se mobilisent dans le cadre de la célébration de la journée internationale de la langue maternelle qui aura lieu le 21 février 2019.Avec les élèves de la classe secondaire, ils organisent un événement dans la grande salle polyvalente de l’établissement. Le thème est « Les langues autochtones, ça compte pour le développement, la construction de la paix et la réconciliation. »
Diverses littératures de chaque éthnie malagasy ont répondu présents à la fameuse journée. La classe de 6ème et 5ème ont vivement participé à l’art plastique pour offrir vie et vue à la célébration. La classe de 4ème va nous impressionner par leur propre traduction du thème à leur langue maternelle.
Andro Iraisampirenena Hoan'ny Tenin-dreny
Ny 21 febroary no andro iraisam-pirenena natokana hoan’ny tenin-dreny.Tsy diso anjara amin’izany hetsika izany ny mpianatra eto amin’ny sekoly PRIMO.Ny alarobia 20 febroary kosa no hanatanterahana izany ka ao no ahitana literatiora isan-karazany amin’ny fitenin-dreny, sy asa tanana ataon’ny mpianatra, ary fifaninanana isan-tsokajiny.Amin’ity taona ity dia mankalaza ny andiany faharoapolo ny maneran-tany ka ny mpianatra ao amin’ny kilasy T8 no hiezaka handika ny teny faneva amin’ny teny malagasy araka izay fahazoany azy tsirairay.Kendrena izao hetsika izao ho fanentanana ny mpianatra sy ny fianakaviamben’ny sekoly mba ho fanomezana lanja ny tenin-dreny.