30 mars 2019

Asa TAGNAMARO 30 Martsa 2019

Asa TAGNAMARO Daty : 30 martsa 2019 Toerana : lalana manoloana ny sekoly sy ny lakilasy, fokontany Mangarano 1 11/46 CD2,ZAP Ankirihiry, CISCO Toamasina 1, DREN Atsinanana Isan’ny mpianatra nantsoina 25, isan’ny mpianatra tonga 21 Isan’ny mpanabe :12 Nisy ny mpiara-monina nandray anjara Fitaovana nampiasaina : kofafa, angady, gony, "rateau", tady Asa natao : nanala bozaka tamin’ny lalana, namafa lalana, nangady lava-pako, naka rano, nanasa trano fianarana sy tokotany filalaovana. Fizotra ny... [Lire la suite]
Posté par ECOLE PRIMO à 08:42 - - Commentaires [0] - Permalien [#]
Tags :