Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
ECOLE PRIMO
30 mars 2019

Asa TAGNAMARO 30 Martsa 2019

Asa TAGNAMARO

Daty : 30 martsa 2019

Toerana : lalana manoloana ny sekoly sy ny lakilasy, fokontany Mangarano 1 11/46 CD2,ZAP Ankirihiry, CISCO Toamasina 1, DREN Atsinanana

Isan’ny mpianatra nantsoina 25, isan’ny mpianatra tonga 21

Isan’ny mpanabe :12

Nisy ny mpiara-monina nandray anjara

Fitaovana nampiasaina : kofafa, angady, gony, "rateau", tady

Asa natao : nanala bozaka tamin’ny lalana, namafa lalana, nangady lava-pako, naka rano, nanasa trano fianarana sy tokotany filalaovana.

Fizotra ny asa :Natomboka tamin’ny 7ora ny asa fanadiovana. Samy nandray anjara ny tsirairay,narahina mozikan’ny tanora nandritra ny adiny 1 sy 30mn ; nisy sakafo maivana nozaraina tamin’ny rehetra avy teo dia samy namonjy fodiana tamin’ny sivy ora.

Hoy ny mpianatra :

« Nahafinaritra ny fiarahana nanadio niaraka tamin’ny namana »

« Tena mety ny nanaovana ity hetsika « TAGNAMARO » ity mba madio ny tontolo iainana ».

« Nahafinaritra ny asa natao sady tsara koa ny andro anio ».

« Tsy nandreraka ny asa natao ».

« Misy zava-dehibe takiana amintsika fanehoana ny tena fanamafisana orina ny fiaraha-monina ».

« Nilamina ny fanadiovana ny anaty sy ivelan’ny sekoly ».

« Natao an-kira ny asa tanamaro,nodiovina ny sekoly ka nofaranana tamin’ny fihinanana kompoze ».

AMIN’NY MANARAKA INDRAY

MISAOTRA BETSAKA E !

asa tagnamaro

20190330102155

 

 

Publicité
Publicité
Commentaires
Visiteurs
Depuis la création 6 980
Publicité
ECOLE PRIMO
  • Éduquer les enfants de la maternelle à la classe secondaire, estimer les valeurs culturelles malgaches ; faire de l’enfant un citoyen conscient de son droit, de ses devoirs, du respect, de la discipline, de la notion de vivre ensemble, de la règle d'hygiène
  • Accueil du blog
  • Créer un blog avec CanalBlog
Archives
Newsletter
1 abonnés
ECOLE PRIMO
ECOLE PRIMO

Éduquer les enfants de la maternelle à la classe secondaire, estimer les valeurs culturelles malgaches ; faire de l’enfant un citoyen conscient de son droit, de ses devoirs, du respect, de la discipline, de la notion de vivre ensemble, de la règle d'hygiène
Voir le profil de ECOLE PRIMO sur le portail Canalblog

Publicité